Skip to content

NY SEHAM-PIHARIANA
« CHOCOLATS » ETO MADAGASIKARA.

Ny seham-pihariana « chocolats » eto Madagasikara.

Any amina firenena ampolony, eran-tany, dia orinasa lehibe sy mpamokatra madinila no mamokatra ny sôkôla. Any Frantsa, ohatra, dia misy an-jatony eo ny toeram-pamokarana sôkôla tantanina mpamokatra madinika izay mampiasa ny fomba nentim-paharazana sy maoderina. Ny mpanamboatra sôkôla no tsara toerana indrindra amin’ny fampiroboroboana ny fahaiza-mamorona izay mitondra zava-baovao hatrany ao anatina asa feno traikefa sy tsiro mifangaro.
Toerana famokarana sôkôla izay tantanina mpanamboatra sôkôla Malagasy no aorina miaraka amin’ny fandaharan’asa Promochocomada.

Mitondra ny fanohanany ho an’ny toeram-pamokarana ny ICM amin’ny alalan’ny :
– Fanajana ireo fenitra ara-pahasalamana
– Fanohanana amin’ny fanarahana ny fenotra ara-kalitao
– Fanampiana ara-bola : fikarakarana antotan-taratasy
-Fanondranana : fitadiavana lalam-barotra sy